|
Araka ny filazan'ny siantifika maro, ny ronono vokarin'ny indostria no ho fototry ny aretina ao anatin'ny loha ary koa ara fandevonan-kanina. Nandritra ny fotoana maro, ny ronono hatramin'izao no sakafo tranainy indrindra, zava-pisotro azo avy amin'ny ronono, yourts, dibera, crème, tsy misy atao afa tsy misafidy. Betsaka ny zavatra ampiarahana amin'ny ronono ho an'ny vatana noho izy be protéines, acides aminés fa koa ny vitamines A, B, D, ao aminy, izy misy calcium. Sakafo tsara ho an'iny fahasalamana kanefa, mihabetsaka ny mpikaroka, nutritionnistes, thérapeutes minia manimba ny zava-tsoa avy amin'ny ronono.
Amin'ny fotoana rehetra, ny ronono dia lasa tsy mifanaraka amin'ny "système enzymatique" n'ny olombelona. Ny fototra izay rehetra izay dia noho ny fitomboan'ny fampiasan'ny sehetra agro-alimentaire izay nanova azy ho tsy mandaitra ho an'ny fivoaran'ny vatan'ny olombelona ary manampy an'izay, dia hitatsika anaty vatantsika ny "trio" mercure, cadmium, plomb. Araka ny hevitry ny profesora Maurice Rabache, "ny ronono dia afaka mitondra hatramin'ny 14% ny plomb entin'ny sakafo "
Ohatra tsotra, ny mercure dia hita anatin'ny vaksiny amin'ny endrika "conervateurs" (thyomersal na thimerosal), namorona karazana "pôlemika" eny amin'ny olona tsaboina sahady. Vokatra izany, isika dia afaka maka sary an-tsaina ny voka-dratsy haterany ao anaty vatantsika izay mihinana ronono amin'ny endriny samihafa isan'andro. Ny "toxines" an'ny ronono dia miteraka zava-dratsy maro ho an'ny "système enzymatique". Araka ny tenin'ny profesora Boyd Haley, "ny taova mpanadio (toa ny voho) dia vizana loatra, miparitaka be mba hamonoana ny toxines misy ao anaty vatana vokatry ny ronono, manampy ny toxines tsy voalanjalanja isanandro iza amin'ny alalan'ny sakafo hafa, na koa ny hakora hygiénika hatelin'ny hoditra".
 Fa ireo toxines misy anaty ronono ireo ihany koa dia vokatry ny fikorontanan'ny ati-doha. Araka ny tenin'ny profesora Karl Reichelt, "ny aretin'ny ati-doha dia mipoitra efa taona maro izay, vokatry ny fahabetsahan'ny mercure loatra, ny plomb izay anatin'ny sakafo hoanintsika isanandro, ny ronono no tena anisany indrindra" . Amin'ny ireo fikorontanan'ny ati-doha ireo dia ny:
- ny hypoactivité - ny mélancolie - ny dépression - ny auto-mutilation - ny anorexie sy ny boulimie - fa ihany koa ny épilepsie pharmacorésistante
Mila manao analysen'ny pipi fotsiny ary tsy dia lafo na "peptidurie" mba hizahavana ny morphines ary hijerena ny habetsany, izay manembatsembana ny asan'ny erin'aratra anaty ati-doha ary fototry ny aretin'ny ati-doha voalaza etsy ambony. Raha somary mijery lavitra eo amin'ny vatantsika, misy sakafo izay anisany ny ronono, izay namorona ny "intolérance" ary mahatonga ny "allergie".
|