Warning: Parameter 1 to modMainMenuHelper::buildXML() expected to be a reference, value given in /var/www/vhosts/vaiavy.com/httpdocs/libraries/joomla/cache/handler/callback.php on line 99
Ny angine sy ny areti-tenda PDF Imprimer Envoyer
(0 votes, average 0 out of 5)
Articles | sante
Écrit par volanirina on Jeudi, 12 Novembre 2009 08:40   

Ny areti-tenda
Ny areti-tenda dia maro ny mahatonga azy io : ny voalohany mety hisy dia ny angine Na ny rhino-pharyngite. Ny mety mahatonga azy io dia ny vokatry ny fahalotoan'ny rivotra iainana, ny sigara, ny alkola, ny feo mafy loatra izay mahatonga ny tenda tsy dia mahazo aina firy, ny tsy fahazakana sakafo koa dia anisan'ny mahatonga ny areti-tenda, ny fisian'ny tumeur bénigne ou maligne...

Ny areti-tendaRaha hafahafa ny fisehony dia tsara raha manantona dokotera, mba ahafahany mijery akaiky ny tenda sy manao izay hitany fa mety mba ahazoanao ny ainanao tsara.

 

Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir

Members Login

Recherche

partagez à vos amis

Add to: JBookmarks Add to: Facebook Add to: Webnews Add to: Buzka Add to: Windows Live Add to: Icio Add to: Ximmy Add to: Oneview Add to: Kledy.de Social Bookmarking Add to:  FAV!T Social Bookmarking Add to: Favoriten.de Add to: Seekxl Add to: Social Bookmark Portal Add to: BoniTrust Add to: Power-Oldie Add to: Digg Add to: Del.icoi.us Add to: Reddit Add to: Upchuckr Add to: StumbleUpon Add to: Slashdot Add to: Netscape Add to: Furl Add to: Yahoo Add to: Blogmarks Add to: Diigo Add to: Technorati Add to: Newsvine Add to: Blinkbits Add to: Ma.Gnolia Add to: Smarking Add to: Netvouz Add to: Spurl Add to: Google Add to: Blinklist Information

evenements

No current events.