Warning: Parameter 1 to modMainMenuHelper::buildXML() expected to be a reference, value given in /var/www/vhosts/vaiavy.com/httpdocs/libraries/joomla/cache/handler/callback.php on line 99
Loza mitataon'ny grippa, ahoana no atao ? PDF Imprimer Envoyer
(0 votes, average 0 out of 5)
Articles | sante
Écrit par volanirina on Mercredi, 25 Novembre 2009 04:55   

Misy fihetsika manokana atao ve amin'ny ririnina izay tena firoboroboan'ny virus?

Voalohany indrindra, tadidio fa ilay virus dia tena hatahorana indrindra ho an'ny ankizy taizan'aretina. Noho izany, raha toa ianao miahiahy, ny fanantonana mpitsabo no tena ilaina: izy no hanoro anao eo amin'ny resaka vaksiny, ary koa momba ny "Tamiflu" ho fisorohana.

Ho an'ny ankizy salama tsara, hazavao aminy hoe tsy dia ilaina ny mifampitakosona be loatra amin'ny olona marary, tsy mila mifanoroka amin'ny mpifanolo-bodirindrana izay mikohoka.

Ny grippe A amin'ny ankizyAleo manaraka tsara ny toro mariky ny fahadiovana : indrindra fa ny fanasana ny tanana alohan'ny hisakafoanana, rehefa avy miala bus na métro, ary vantany vao tonga any an-trano.

Ny rano mitsiranodranoka amidy eny amin'ny farmasia dia tiany matetika, afaka ilazanao izy mba hampiasa ireny nefa mila azo antoka tsara hoe ampiasainy araka ny tokony ho izy.

Ezaho ny mba hahampy ny torimasony ary ny mba hisakafoanany araka ny tokony ho izy. Ataovy tafiditry ny rivotra matetika ny efi-trano rehetra.

Ny fisehon'ny aretina dia mitovy amin'ny an'ny grippe tsotra : misy tazo, marary tenda, tsy fahazoana aina. Vao misy grippe ahiana, ezaho halavirina kely ny fianakaviana ilay zaza, aza mandeha any amin'ny toeram-pitsaboana fa antsoy aingana ny mpitsabonareo, izy no honome anareo ny torolalana mila arahina.

 

 

Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir

Members Login

Recherche

partagez à vos amis

Add to: JBookmarks Add to: Facebook Add to: Webnews Add to: Buzka Add to: Windows Live Add to: Icio Add to: Ximmy Add to: Oneview Add to: Kledy.de Social Bookmarking Add to:  FAV!T Social Bookmarking Add to: Favoriten.de Add to: Seekxl Add to: Social Bookmark Portal Add to: BoniTrust Add to: Power-Oldie Add to: Digg Add to: Del.icoi.us Add to: Reddit Add to: Upchuckr Add to: StumbleUpon Add to: Slashdot Add to: Netscape Add to: Furl Add to: Yahoo Add to: Blogmarks Add to: Diigo Add to: Technorati Add to: Newsvine Add to: Blinkbits Add to: Ma.Gnolia Add to: Smarking Add to: Netvouz Add to: Spurl Add to: Google Add to: Blinklist Information

evenements

No current events.