|
Articles |
mode
|
|
Écrit par volanirina on Lundi, 16 Novembre 2009 05:21
|
|
Ny permananty Tato anatin'ny taona maromaro, ny paikan'ny permananty dia tena nisy fivoharana be tokoa ; izy io dia ahafahana mitazona ny fiolakolanana araka ny ilaina, sy araka ny filan'ny volo tsirairay. Na de izany aza, misy koa ireo fitaovana fampiasa amin'ny permanante efa fitaovana simika izay mitazona ny tahoam-bolo, ny volo dia tena malefaka. ny fitsaboana azy koa dia tena ilaina, sy tokony ho voafetra ho heri-taona ho an'ny permananty in-3. Fa raha amin'ny volo izay ho saratsaraha, mavesatra, izy dia mampisy lanjany ho an'ny volo manify, sady manala ny lafin'ny miorongoron'ny permananty.
Misy koa ny fitaovana mahatonga ny volo sady tsotra nefa miorona Raha ohatra ka maniry ny mba ho hisy fihorongoronan'ny volo ho entina amin'ny fety ianao dia misy ilay atao oe "fer à friser" izay tena vahaolana tena tsara. maka volo kely fotsiny, sokafana ny fer, ahodikodina eo amin'ny fer ka hatramin'ny loha-mbolo, ary atao somaryn midina ny fer makany amin'ny foto-bolo. Rehefa voahorongorona ao amin'ilay fer ny volo kely nalaina teo dia hidina ny fer. Avela hipetraka kely, Atao vetivety fa tsy dia ela be fa manjary manimba ny kalitao ny volo. Raha ohatra ka mafy tsara ny fanodikodinana azy, dia ho tena hihorogorona tsara ny volo.
|