Warning: Parameter 1 to modMainMenuHelper::buildXML() expected to be a reference, value given in /var/www/vhosts/vaiavy.com/httpdocs/libraries/joomla/cache/handler/callback.php on line 99
Ny troc, paika vaovao hanavaozana ny fitoeran-damba PDF Imprimer Envoyer
(0 votes, average 0 out of 5)
Articles | mode
Écrit par volanirina on Dimanche, 22 Novembre 2009 12:30   

Alaivo sary an-tsaina fa io fomba io dia nieverina ankehitriny.

Na manam-bola kely ianaona tsia, ny troc no fomba mahaomby mba hanalàna ny zavatra hanana ary hahazoanao izay zavatra ilainao. Mazava ho azy, ny troc dia misahana ny zavatra rehetra, fifanakalozana ara fiasàna na ara-javatra hafa, fa koa ary indrindra indrindra ara-javatra ilaina na ara-akanjo.

Ho an'ny akanjo na zavatra ilaina, afaka mahita sites na troc maromaro ianao amin'ny alalan'ny internet ary/na manoratra anarana anaty groupe ary miandray anjara amin'ny fivorian'ny troc. Noho izany dia, mila mahita olona liana (na amin'ny lalan'ny internet na eo amin'ny manodidina anao) akaiky anao.

Mazava ho azy, fa mila mandavaka ary mitady mba hahitana ilay vakana tsy fahita, ilay zavatra ilaina na ilay akanjo izay tena mahaliana antsika.

Io no fomba tsara indrindra mba ts hanarianao ny ankanjo sy izay zavatra fampiasa izay tsy ilainao intsony amin'ny alalan'ny fahitàna olona tsotra sy te hanavao ny fitoeran'ny akanjony.

Ny troc, paika vaovao hanavaozana ny fitoeran-damba

 

 

Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir

Members Login

Recherche

partagez à vos amis

Add to: JBookmarks Add to: Facebook Add to: Webnews Add to: Buzka Add to: Windows Live Add to: Icio Add to: Ximmy Add to: Oneview Add to: Kledy.de Social Bookmarking Add to:  FAV!T Social Bookmarking Add to: Favoriten.de Add to: Seekxl Add to: Social Bookmark Portal Add to: BoniTrust Add to: Power-Oldie Add to: Digg Add to: Del.icoi.us Add to: Reddit Add to: Upchuckr Add to: StumbleUpon Add to: Slashdot Add to: Netscape Add to: Furl Add to: Yahoo Add to: Blogmarks Add to: Diigo Add to: Technorati Add to: Newsvine Add to: Blinkbits Add to: Ma.Gnolia Add to: Smarking Add to: Netvouz Add to: Spurl Add to: Google Add to: Blinklist Information

evenements

No current events.