Warning: Parameter 1 to modMainMenuHelper::buildXML() expected to be a reference, value given in /var/www/vhosts/vaiavy.com/httpdocs/libraries/joomla/cache/handler/callback.php on line 99
mini short PDF Imprimer Envoyer
(0 votes, average 0 out of 5)
Articles | mode
Écrit par volanirina on Mardi, 03 Novembre 2009 06:30   

Afaka mifaly amin'izay ary tsika, Amin'izao lohataona izao dia afaka miakanjo sorta tsara isika. Sady ny sorta dia niseho ary naharesy.
Efa tapitra ny ririna, Kanefa mbola misy tsara koa ny akanjo afaka ho entina amin'ny fahatongavan'ny lohataona. Ny "caleçons" moa no tena fanaovana amin'izao fotoana izao, izy io dia tena ilaina tokoa amin'ny karazana akanjo tohy tena ho an'ny vehivavy.
Eny fa na dia miaraka amin'ny "Tuniques", ny lobaka, ny akanjo-ba, ny "Manteaux", ny "Combinaisons" dia teny mety avokoa.
Ny modely fohy, misy "rayure" na somary malama, no tena mora ampiarahana ary tena mamoka ny maha izy tanteraka ny vehivahy.

 

Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir

Members Login

Recherche

partagez à vos amis

Add to: JBookmarks Add to: Facebook Add to: Webnews Add to: Buzka Add to: Windows Live Add to: Icio Add to: Ximmy Add to: Oneview Add to: Kledy.de Social Bookmarking Add to:  FAV!T Social Bookmarking Add to: Favoriten.de Add to: Seekxl Add to: Social Bookmark Portal Add to: BoniTrust Add to: Power-Oldie Add to: Digg Add to: Del.icoi.us Add to: Reddit Add to: Upchuckr Add to: StumbleUpon Add to: Slashdot Add to: Netscape Add to: Furl Add to: Yahoo Add to: Blogmarks Add to: Diigo Add to: Technorati Add to: Newsvine Add to: Blinkbits Add to: Ma.Gnolia Add to: Smarking Add to: Netvouz Add to: Spurl Add to: Google Add to: Blinklist Information

evenements

No current events.