|
Articles |
maman
|
|
Écrit par volanirina on Mardi, 27 Octobre 2009 07:10
|
|
Ny karazan-tsakafo izay lazaina fa mahagaga ve mety ho very ny fahafahany ?
Tsara ho an'ny fitomboany, ny kolesterola, ny nify ....: amin'izao fotoana izao dia maro tokoa ny manamboatra ny sakafon-jaza ary samy milaza fa ny azy no tsara noho ny an'ny hafa. Ny fiparitahina be loatra eo amin'ny orin'asa sy ny fivarotana ireo sakafon-jaza no nahatonga ny eropeanina misahana ny fandriampahalema izaha akaiky ny tena izy sy marina. Tao anatin'ireo niharana dia hita fa ny sakafo betsaka mpivarotra indrindra dia mahatonga ny aretin-kibon-jaza. Nohon'ny fifangaroany karazana baktery ao anatin'ny sakafo. Fa saingy ny hafa, ireo izay nisafidy ny vita avy amin'ny ronono kosa no mbola afaka nioty voka-tsoa. Na dia izany aza dia tokony arahamaso ihany ny lanjany. Koa tokony hanantona ny mpitsabo manokana ny zaza mba ahafahana mahafantatra tsara ny tena fahasalaman'ny zaza.
|
|
Mis à jour ( Jeudi, 19 Novembre 2009 19:46 )
|