Warning: Parameter 1 to modMainMenuHelper::buildXML() expected to be a reference, value given in /var/www/vhosts/vaiavy.com/httpdocs/libraries/joomla/cache/handler/callback.php on line 99
Et pourquoi ne pas feuilleter un imagier ? PDF Imprimer Envoyer
(0 votes, average 0 out of 5)
Articles | maman
Écrit par volanirina on Mardi, 03 Novembre 2009 06:53   

zaza mijery sary

Tena fahita, ary tena tokony ho maro ao anatin'ny fitoeram-bokiny zaza. Nefa, inona ary no kalitao tokony ananan'ny zaza tena mpakafy ny boky feno sary?

Matsilo saina:
Izy ireny dia mampianatra ny zaza ahafantatra ny karazan-javatra maro sy ny anaray. Izany hoe, indrindra ny karazan-javatra andavan'andro, ary fahitany matetika sy miverimberina ao anatin'ilay boky misy sary ("émotion, animaux, nature, personnager...").
Tena misy fifalim-po mihintsy ny mahafantatra sy ny mijery! Fa tokony ho jerena ihany raha toa ka tena ilain'ny zaza ilay sary jereny.
"Ludique"
Ny fahazoana sy ny fitadidiana, ireo no tena tokony hananan'ny zaza rehefa mijery boky misy sary. Izany tsy midika fa tsy tokony ho be sangy sy miadaladala ny zaza. Tokony haseho azy amin'ny endriny maro mba ahafantarana izay tena tiany indrindra.
"Multiple"
Afaka ampiaraina amin'ilay sary ihany koa ny sary vita tanana na koa ny sary osodoko, Amin'io fahazazany io no tena ahafahany mikitikitika tsara sy maharitra!
"Bon à savoir"
Ny zaza mpijery boky misy sary dia afaka sahady manoratra sy miteny ny anaran'ilay sary. Ho ita koa fa na dia tsy mbola mahay miteny ary izy dia efa mahalala sahady izay sary mitovy itany. Amin'ny voalohany, di anontanina fotsiny iza hoe: inona ity? Fantatrao ve ity? bravo ny zanako a! Dia ho itanao fa tena hivaotra araka izay tadiavinao ny zanakao.

Mis à jour ( Jeudi, 19 Novembre 2009 19:32 )
 

Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir

Members Login

Recherche

partagez à vos amis

Add to: JBookmarks Add to: Facebook Add to: Webnews Add to: Buzka Add to: Windows Live Add to: Icio Add to: Ximmy Add to: Oneview Add to: Kledy.de Social Bookmarking Add to:  FAV!T Social Bookmarking Add to: Favoriten.de Add to: Seekxl Add to: Social Bookmark Portal Add to: BoniTrust Add to: Power-Oldie Add to: Digg Add to: Del.icoi.us Add to: Reddit Add to: Upchuckr Add to: StumbleUpon Add to: Slashdot Add to: Netscape Add to: Furl Add to: Yahoo Add to: Blogmarks Add to: Diigo Add to: Technorati Add to: Newsvine Add to: Blinkbits Add to: Ma.Gnolia Add to: Smarking Add to: Netvouz Add to: Spurl Add to: Google Add to: Blinklist Information

evenements

No current events.