Warning: Parameter 1 to modMainMenuHelper::buildXML() expected to be a reference, value given in /var/www/vhosts/vaiavy.com/httpdocs/libraries/joomla/cache/handler/callback.php on line 99
Trano iray mena sy volamena PDF Imprimer Envoyer
(0 votes, average 0 out of 5)
Articles | deco
Écrit par volanirina on Mardi, 10 Novembre 2009 19:12   

Niezaka nanamboatra trano ity olona iray efa ho 6 taona zay. Tena kivy tokoa izy nahita ireo loka fotsy tsy dia misy ny mampiavaka azy lohatra.
Nanangona kazana loko maro maro izy, toy ny lokon-tany, ny lokondrindrina, ny tangosy ny lokom-panaka izay nanome ny loko voaroy.
Io loko io dia loko fampiasa rehefa hamoka ny lokon'ny hazo (vernis).
Toro-hevitra 1:
Mba ahafahana manome hazavana tsara ny anaty trano.dia voatery isika hisafidy izay tsy dia fotsy be.
Toro-hevitra 2:
Avy eo, tokony koa miheritreritra ireto loko telo ireto : manga, mena sy ny mavo izay afangaro tanteraka dia manome loko hafa nefa mazava.
Ny ati-trano tsara sy mazavaEto dia ireo loko mavo sy mena ireo dia nalaina tamin'ny loko manga sy maintso.
Raha tsy nisy voninkazo ity efitra ity dia ohatran'ny mena sy mavo no nibahana nefa izao dia nanome endrika mahafinaritra tokoa.

 

 

 

Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir

Members Login

Recherche

partagez à vos amis

Add to: JBookmarks Add to: Facebook Add to: Webnews Add to: Buzka Add to: Windows Live Add to: Icio Add to: Ximmy Add to: Oneview Add to: Kledy.de Social Bookmarking Add to:  FAV!T Social Bookmarking Add to: Favoriten.de Add to: Seekxl Add to: Social Bookmark Portal Add to: BoniTrust Add to: Power-Oldie Add to: Digg Add to: Del.icoi.us Add to: Reddit Add to: Upchuckr Add to: StumbleUpon Add to: Slashdot Add to: Netscape Add to: Furl Add to: Yahoo Add to: Blogmarks Add to: Diigo Add to: Technorati Add to: Newsvine Add to: Blinkbits Add to: Ma.Gnolia Add to: Smarking Add to: Netvouz Add to: Spurl Add to: Google Add to: Blinklist Information

evenements

No current events.