Warning: Parameter 1 to modMainMenuHelper::buildXML() expected to be a reference, value given in /var/www/vhosts/vaiavy.com/httpdocs/libraries/joomla/cache/handler/callback.php on line 99
Hamburger au poulet fait maison PDF Imprimer Envoyer
(0 votes, average 0 out of 5)
Articles | cuisine
Écrit par volanirina on Mercredi, 25 Novembre 2009 04:40   

Mila ireny mofo fanaovana hamburger reny isika, eo koa ny nofona akoho, ny chapelure,ny karazana sosy araka izay tiana (ohatra ny mayonnaise, moutarde, ketchup sns...)
Ilaina ihany koa ny ravina salady sy ny voatabia. Ireo zavatra rehetra ireo dia ahafahana manao Hamburger tsara nefa mora atao.

Ilaina koa nefa ny mikarakara azy ireo alohany hinanana azy mba ahazoana tsara ny sakafo ilaina.

Raha ny fikarakarana azy ndray alu dia tena ilaina fahadiovana.

 

Hamburger au pouletAhoana ary ny fomba fikarakarana azy io.
Raha toa ka maika ianao na tsy dia manana hevitra firy amin'ny fanatanterahana ny hamburger au poulet.
Potipotehina ny nofona akoho, avy eo dia arotsaka ao anaty atody efa voa kapoka, arotsaka ao antay chapelure ndray dia endasina ao anaty lapoaly efa somary mafana ny menaka ao anatiny.
Dia atao izay aha masaka azy tsara.
Raha ny tena tsara dia avy eo no anasiva azy ny sosy (voalaza etsy ambony). Tsy adino koa ny mikarakara ny mofa natokana hanaovana ireny hamburger ireny, atao ao anatin'io mofo io ny salady, ny voatabia ary ny akoho.

Dia aroso mbola ilay mafana iny !

 

Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir

Members Login

Recherche

partagez à vos amis

Add to: JBookmarks Add to: Facebook Add to: Webnews Add to: Buzka Add to: Windows Live Add to: Icio Add to: Ximmy Add to: Oneview Add to: Kledy.de Social Bookmarking Add to:  FAV!T Social Bookmarking Add to: Favoriten.de Add to: Seekxl Add to: Social Bookmark Portal Add to: BoniTrust Add to: Power-Oldie Add to: Digg Add to: Del.icoi.us Add to: Reddit Add to: Upchuckr Add to: StumbleUpon Add to: Slashdot Add to: Netscape Add to: Furl Add to: Yahoo Add to: Blogmarks Add to: Diigo Add to: Technorati Add to: Newsvine Add to: Blinkbits Add to: Ma.Gnolia Add to: Smarking Add to: Netvouz Add to: Spurl Add to: Google Add to: Blinklist Information

evenements

No current events.