Warning: Parameter 1 to modMainMenuHelper::buildXML() expected to be a reference, value given in /var/www/vhosts/vaiavy.com/httpdocs/libraries/joomla/cache/handler/callback.php on line 99
Granité de Fruits rouges façon Melba PDF Imprimer Envoyer
(0 votes, average 0 out of 5)
Articles | cuisine
Écrit par volanirina on Mardi, 10 Novembre 2009 19:56   

Mila 1 noisette de beurre,200 g de fruits des bois, 200 g de fraises, 100 g de sucre candi, 100 g de sucre cristallisé, 40 cl de crème liquide, 10 gouttes de colorants alimentaires rose ou rouge.

Granité de Fruits rouges façon MelbaFikarakarana azy
Atao ao anaty vilia jobo ny crème. Apetraka kely miaraka amin'ny "les bras du batteur" ao anaty vata fampangatsiahana mandritra ny ora iray mba hangatsiaka tsara.

Sasana madio tsara ny frezy, ary avy eo dia potserina amin'ny forisety. Asina "sucre cristallé" ary avy eo dia ampetraka ao anaty fitoerana glasy. Atao ao anaty vata fampangatsiahina mandritra ny ora 2, kikisana matetika amin'ny forisety mba ahafahana mahazo ny endrika "granité".
Mandritra izay, dia sasana ny "fruits des bois", ny "égoutter", dia atao ao anaty kaserola miaraka amin'ny dibera sy ny "sucre candi". Hafanaina mandritra ny minitra vitsivitsy, ary ato izay tsy aha potika ny voankazo.
Amin'ny farany, asina "crème en chantilly" ary asina "gouttes de colorant" mba ahafahana manome loko tsara azy somary mavokely.
Rehefa atao ao anaty vera dia asina "couche de fruits des bois", avy eo rakofana "couche de granité de fraise" ary farany ny "chantilly". Aroso amin'izay.

 

Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir

Members Login

Recherche

partagez à vos amis

Add to: JBookmarks Add to: Facebook Add to: Webnews Add to: Buzka Add to: Windows Live Add to: Icio Add to: Ximmy Add to: Oneview Add to: Kledy.de Social Bookmarking Add to:  FAV!T Social Bookmarking Add to: Favoriten.de Add to: Seekxl Add to: Social Bookmark Portal Add to: BoniTrust Add to: Power-Oldie Add to: Digg Add to: Del.icoi.us Add to: Reddit Add to: Upchuckr Add to: StumbleUpon Add to: Slashdot Add to: Netscape Add to: Furl Add to: Yahoo Add to: Blogmarks Add to: Diigo Add to: Technorati Add to: Newsvine Add to: Blinkbits Add to: Ma.Gnolia Add to: Smarking Add to: Netvouz Add to: Spurl Add to: Google Add to: Blinklist Information

evenements

No current events.