|
Articles |
cuisine
|
|
Écrit par volanirina on Lundi, 16 Novembre 2009 08:02
|
|
Ny zavatra ilaina raha anao choucroute à l'orientale : Ho an'ny olona 4 izy ity Fikarakarana mandritra ny : 30 minitra Mila choucroute cuisinée 600g tongolo 2 Chorizo 50 g Abricots secs 80 g Amandes entières mondées 40 g cannelle na de cumin 1 tsongo tanana Mila feuilles de menthe maromaro koa ranona voasary makirana tapany Sira sy dipoavatra

Fikarakarana azy Voasana sy tetehina madinika ny tongolo. Tetehina ny chorizo atao efa-joro avy eo dia ahempo ao anaty lapoaly. Arotsaka ny tongolo, asina sira sy dipoavatra ary saromana Refa masaka tsara ny tongola, dia arotsaka ny choucroute, ny abricots, ny amandes sy ny ranona voasary makirana. Hafanaina mandritran'ny 10 minitra. Amboarina kely ny fangarony ary asina menthe ciselée kely alohan'ny handrosona azy.
|