Warning: Parameter 1 to modMainMenuHelper::buildXML() expected to be a reference, value given in /var/www/vhosts/vaiavy.com/httpdocs/libraries/joomla/cache/handler/callback.php on line 99
Savoka mafana sa mangatsiaka? PDF Imprimer Envoyer
(0 votes, average 0 out of 5)
Articles | beaute
Écrit par volanirina on Mercredi, 25 Novembre 2009 04:29   

Ny savoka mangatsiaka

Izy io dia amidy amin'ny endrika bandy feno savoka. Hafanaina amin'ny tanana fotsiny izy dia ampiasaina. Tsy maintsy sintomina malaky in-dray mandeha izy mba hitondrany ny volo rehetra hiaraka aminy. Io karazana savoka io dia manana endrika mamela ambiny hiraikitra amin'ny hoditra, fa miala ho azy amin'ny alalan'ny menaka kely izany. Io dia fomba tena haingana, mora ampiasaiana sy tsy lafo, fa tsy dia mahala ny volo rehetra, misy ambiny kely amin'ilay volo nalàna foana ka mila ésorina amin'ny alalan'ny pince.
Fanalàna volo amin'ny alalan'ny savoka

Ny savoka mafana

Ny savoka mafana dia fitambaran'ny siramamy sy ny voasary makirana; izy io dia amidy anaty "pot" ary mila hafanaina alohan'ny ampiasana azy. Mila haroharoana amina karazana sotro be hazo ary mila azo antoka tsara fa matimaty izy mba tsy ho may. Mba hahazoana vokany tsara, mila atao manify be mints ny hosotra. Mila asiana bande amin'izay eo ambony avy eo sintomina haingana. Io fomba io no tena mahomby noho ilay fomba voalohany satria izy manala tsara ny volo rehetra, fa mandany fotoana kely ary raha tsy mitandrina dia hatahorana ho may ny hoditra.

Ho an'ireo fomba roa ireo, dia mila mampiasa crème manalefaka mba hisoroana ny fiantraikany amin'ny hoditra toy ny mivaramena ary ny pentina.


 

 

Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir

Members Login

Recherche

partagez à vos amis

Add to: JBookmarks Add to: Facebook Add to: Webnews Add to: Buzka Add to: Windows Live Add to: Icio Add to: Ximmy Add to: Oneview Add to: Kledy.de Social Bookmarking Add to:  FAV!T Social Bookmarking Add to: Favoriten.de Add to: Seekxl Add to: Social Bookmark Portal Add to: BoniTrust Add to: Power-Oldie Add to: Digg Add to: Del.icoi.us Add to: Reddit Add to: Upchuckr Add to: StumbleUpon Add to: Slashdot Add to: Netscape Add to: Furl Add to: Yahoo Add to: Blogmarks Add to: Diigo Add to: Technorati Add to: Newsvine Add to: Blinkbits Add to: Ma.Gnolia Add to: Smarking Add to: Netvouz Add to: Spurl Add to: Google Add to: Blinklist Information

evenements

No current events.