Warning: Parameter 1 to modMainMenuHelper::buildXML() expected to be a reference, value given in /var/www/vhosts/vaiavy.com/httpdocs/libraries/joomla/cache/handler/callback.php on line 99
Masika fatao amin'ny maso somary mivindina PDF Imprimer Envoyer
(0 votes, average 0 out of 5)
Articles | beaute
Écrit par volanirina on Samedi, 21 Novembre 2009 21:10   

Hita fa tsy dia mahita fomba anasorana ny maso somary mivonto rehefa vao mifoha iny isika amin'ny maraina indrindra moa raha reraka loatra. Mba hialana amin'izany dia indro ary misy paika kely tena tsara sy aingana afaka atao.

Ny zavatra ilain-tsika voalohany dia ny "fleurs de camomilles" sy "compresses". Potsirina atao izay hiterahan'ilay fleurs de camomilles ranony, rehefa vita izay dia andrasana mangatsiaka tsara aloha izay voa ampiasaina. Alaina indray ny compresses anakiroa dia atao mando tsara ao anatin'ilay ranony teo avy eo apetraka eo amin'ny maso. Miandrasa fotoana maharitra (atsasak'adiny) mialohan'ny analana azy.

Afaka mikarakara an'io maska io foana isika amin'izay fotoana ilain-tsika azy. Ianao zany dia tokony hanana fijery mahafinaritra manomboka izao.

 

Masika fatao amin'ny maso somary mivindina

 

Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir

Members Login

Recherche

partagez à vos amis

Add to: JBookmarks Add to: Facebook Add to: Webnews Add to: Buzka Add to: Windows Live Add to: Icio Add to: Ximmy Add to: Oneview Add to: Kledy.de Social Bookmarking Add to:  FAV!T Social Bookmarking Add to: Favoriten.de Add to: Seekxl Add to: Social Bookmark Portal Add to: BoniTrust Add to: Power-Oldie Add to: Digg Add to: Del.icoi.us Add to: Reddit Add to: Upchuckr Add to: StumbleUpon Add to: Slashdot Add to: Netscape Add to: Furl Add to: Yahoo Add to: Blogmarks Add to: Diigo Add to: Technorati Add to: Newsvine Add to: Blinkbits Add to: Ma.Gnolia Add to: Smarking Add to: Netvouz Add to: Spurl Add to: Google Add to: Blinklist Information

evenements

No current events.