Warning: Parameter 1 to modMainMenuHelper::buildXML() expected to be a reference, value given in /var/www/vhosts/vaiavy.com/httpdocs/libraries/joomla/cache/handler/callback.php on line 99
Coupez ses cheveux soi-même PDF Imprimer Envoyer
(0 votes, average 0 out of 5)
Articles | beaute
Écrit par volanirina on Vendredi, 06 Novembre 2009 06:45   

Ireto ary misy fomba azo atao tsara raha hanao "vola en dégradé".

Fanomanana
Ny anomboan-tsika azy dia : alaina ny figo izay ahazoana aina mba anaovana ny fanapahana sy mba hamintinana ny vola dia avy eo asina fato-bola
Mahamora azy
Lemana tsara na sasana mihintsy ny volo mialohan'ny anapahana azy mba ahamora ny fanampahana.
Mialohan'ny anapahana
Fatory eo ampovoan'ny andrina ny volonao rehetra. Jerena tsara raha tsy misy mivona. Tokony ho mety sitonina makany aloha tsara ny vahambolo.
"La coupe"
Avy eo dia jereo tsara ny ahalavan'ny volo ho asorina. Tokony ho iray cantimetatra eo ho eo no asorina voalohany mba ahafahana manitsy avy eo.

te hanapaka ny volon-tsika samy ireryFarany, ny vokany
Asaviritaka ny volo, avela ho maina sady bangona tsara. Io ary ny "coupe" tsara sady tsy andoavana n'inon'inona.
Torohevitra
Raha ohatra ka te hanisy haingony ny sisiny ianao dia: ataovy toy izay teo alo fa somary ahisaka makany amin'ny ilany avia na avanana araka izay tianao.

 

Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir

Members Login

Recherche

partagez à vos amis

Add to: JBookmarks Add to: Facebook Add to: Webnews Add to: Buzka Add to: Windows Live Add to: Icio Add to: Ximmy Add to: Oneview Add to: Kledy.de Social Bookmarking Add to:  FAV!T Social Bookmarking Add to: Favoriten.de Add to: Seekxl Add to: Social Bookmark Portal Add to: BoniTrust Add to: Power-Oldie Add to: Digg Add to: Del.icoi.us Add to: Reddit Add to: Upchuckr Add to: StumbleUpon Add to: Slashdot Add to: Netscape Add to: Furl Add to: Yahoo Add to: Blogmarks Add to: Diigo Add to: Technorati Add to: Newsvine Add to: Blinkbits Add to: Ma.Gnolia Add to: Smarking Add to: Netvouz Add to: Spurl Add to: Google Add to: Blinklist Information

evenements

No current events.