Warning: Parameter 1 to modMainMenuHelper::buildXML() expected to be a reference, value given in /var/www/vhosts/vaiavy.com/httpdocs/libraries/joomla/cache/handler/callback.php on line 99
Comment prendre soin de ses lèvres au quotidien PDF Imprimer Envoyer
(0 votes, average 0 out of 5)
Articles | beaute
Écrit par volanirina on Vendredi, 06 Novembre 2009 07:55   

 

Ny molotra dia ita fa tena mila fikarakarana tokoa. Izany no ikarakarana azy amin'ny alalan'ny "baume" izay tsy tokony hisalasalana ny fampiasana azy na dia ao an-trano aza.


Maro tokoa ireo "baume" fatao amin'ny molotra, koa anjaran-tsika no misafidy izay tena mamelona tsara ny molotro tsika. Toy ny "gloss" izany mitsabo sady manala ny miofaka sy manome mangirana ny lokon'ny molotra izay tena ilaina miaro amin'ny masoandro.


Mandritran'ny ririna no tokony tena hitsabona ny molotra amin'ny fampiasana ny "gommage" isan'andro. Ary vokatra natoka amin'izany ihany no ampiasana.

 

Tokony tsy atao matetika koa ny manisy loko mena fa tsy ahafahan'ny molotra miaina tsara izy ireny.

 

 

 

 

Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir

Members Login

Recherche

partagez à vos amis

Add to: JBookmarks Add to: Facebook Add to: Webnews Add to: Buzka Add to: Windows Live Add to: Icio Add to: Ximmy Add to: Oneview Add to: Kledy.de Social Bookmarking Add to:  FAV!T Social Bookmarking Add to: Favoriten.de Add to: Seekxl Add to: Social Bookmark Portal Add to: BoniTrust Add to: Power-Oldie Add to: Digg Add to: Del.icoi.us Add to: Reddit Add to: Upchuckr Add to: StumbleUpon Add to: Slashdot Add to: Netscape Add to: Furl Add to: Yahoo Add to: Blogmarks Add to: Diigo Add to: Technorati Add to: Newsvine Add to: Blinkbits Add to: Ma.Gnolia Add to: Smarking Add to: Netvouz Add to: Spurl Add to: Google Add to: Blinklist Information

evenements

No current events.