|
Écrit par volanirina on Mercredi, 25 Novembre 2009 04:29
|
Tena tsy manendrika mihitsy ny mahita ranjo tsara tarehy feno volo, sa aona hoy enao? Soa ihany fa nisy namorona ny savoka natokana hialàna amin'izany ary mba hahazoana oditra mandina sy malefaka toan'ny an'ny zazakely. Kanefa, tsy hay hoe inona ho safidina: savoka mangatsiaka sa mafana?
|
|
Section: Articles -
File Under: beaute |
|
|
Écrit par volanirina on Dimanche, 22 Novembre 2009 11:54
|
Maro ny vehivavy tsy mahazo aina sy menatra nohon'ny fahakelezan'ny tratrany, mahatsapa tena tsy manintona izy ireo.
|
|
Section: Articles -
File Under: beaute |
|
|
Écrit par volanirina on Samedi, 21 Novembre 2009 21:10
|
Maro isika no mitady vahaolana amin'ny endrika, indrindra fa ny fanatsarana azy io.
|
|
Section: Articles -
File Under: beaute |
|
|
Écrit par volanirina on Vendredi, 06 Novembre 2009 07:55
|
Tokony ho atao anton'asa mihintsy ny fikarakarana ny molotra fa sady anisan'ny ahitana ny endriky ny olona iray.
|
|
Section: Articles -
File Under: beaute |
|
|
Écrit par volanirina on Vendredi, 06 Novembre 2009 07:16
|
Maro tokoa isika no maniry ny mba ho tsara volo sy tena tsotra ary tsy misy tapatapaka amin'ny volo. Koa ity ary misy fomba ahafahan-tsika manantanteraka ny nofinofin-tsika.
|
|
Section: Articles -
File Under: beaute |
|